TÉLÉCHARGER BAIBOLY SY FIHIRANA POUR ANDROID GRATUITEMENT

Aujourd'hui il existe également diverses applications qui proposent la Bible malgache. Parmi elles, quelques unes sont spécialement adaptées aux besoins de la sphère chrétienne malgache. Elles sont gratuites et ne nécessitent pas de connexion internet pour fonctionner. Retrouvez également dans la même application les plans de lecture quotidienne Mofon'aina et Mana isan'andro.

Nom:baiboly sy fihirana pour android
Format:Fichier D’archive
Système d’exploitation:Windows, Mac, Android, iOS
Licence:Usage Personnel Seulement
Taille:47.67 MBytes



Baiboly Sy Fihirana Android Fiadanana! Manoloana ny teny nataon'ny filohan'ny FJKM, ny Pasteur Ammi Irako Andriamahazosoa, momba ny tsy tokony hampiasana ny Baiboly elektronika any am-piangonana, dia tsara ihany ny manome fanazavana kely ny amin'ny application izay ampiasaintsika : 1.

Maro amin'ny mpampiasa ny Baiboly sy Fihirana Android no tsy mbola tena namaky Baiboly akory raha tsy nanana téléphone. Diso tanteraka isika raha tsy mampiasa ny teknolojia ho fitaovana hitoriana ny filazantsara ho amin'izay tandrify izany.

KANEFA KOSA, manoloana ny planina efa am-panantanterahina azy ny devoly efa elaela izao, izay planina fanangonana sy famotehana ny Baiboly vita boky izay efa misy eny am-pelantanantsika tsirairay avy, sy fanakanana ny mbola famoahana Baiboly vaovao, dia rariny raha samy hitazona sy hampiasa ny Baiboly vita boky misy any amintsika tsirairay avy isika, indrindra fa rehefa any amin'ny fiangonantsika tsirairay avy, mba tsy haharingana azy ireny amin'ny fomba tsy takatry ny saintsika akory.

Sao indray andro any, tapitra tanteraka ny Baiboly boky, ka tsy hisy hanana tenin'Andriaman itra hovakiana intsony isika - Ampiasao ny application Baiboly sy Fihirana Android, any anaty bus, any am-pianarana, any am-piasana, amin'ny fiainanao andavandro, sns Efa samy nahita isika fa mety, amin'ny ankapobeany na tsy tonga lafatra ary. Ataovy mode avion ny téléphone, raha hainao ny mampiasa azy am-panajana tsy manelingelina ny hafa ao am-piangonana fandraisana notes audio, soratra amin'ny karazana appli maro Samia tahian'i Jesosy Jesoa daholo.

Zo Razafindramanitra,.

TÉLÉCHARGER FILM AL 3ACHIK EL MAJNOUNE

baiboly sy fihirana protestanta pour android

.

TÉLÉCHARGER DACTYLO POUR LES NULS

Baiboly & Fihirana Protestanta

.

TÉLÉCHARGER GRATUITEMENT AIDA SAMB

Baiboly & Fihirana

.

TÉLÉCHARGER DJADJA DINAZ DANS LARÈNE UTORRENT

Suivez-nous sur Facebook et Twitter

.

Similaire